TSY MILA FREINS À MAIN NY FIARA MANDEHA!
hoy Hasina Samoelinanja - Angano Mampisaina
1 - ACCELERATEUR: Doka sy Motivation (65%)
2 -FREINS: Anatra manoka-tsaina (30%)
3 - FREINS À MAIN: Kapoka (5%)
Fanabeazana hitako tany alavitra be ity ka zaraiko fa mahasoa. Mitonia kely, makà fotoana ka saino ity…
Sao TSY MAHAY MIDERA nefa MAIKA HIKAPOKA???
1
Mila mampiasa accelerateur foana raha tiana handroso ny fiara.Ry mpanabe: Mila aseho ny olona beazina ny METY IZAY NATAONY, manome HERY sy FAHATOKISAN-TENA azy ianao RAD midera azy.
Tsoriko fa ny tehaka azoko teny an-tsehatra rehefa mikabary sy ny dokan’ny olona tia no nahasahiko niavaka t@ maro ary HERY nahombiazako.
>>> firifiry ny RAD sy Mpampianatra tsy mba MIDERA mihintsy fa manasazy sy mibedy fotsiny?
Manitsaka freins fotsiny izy ireny ka izay no maha be ny embouteillage @ fanabeazana.
>>> tsy lasa alavitra ny beazina / tsy ambony tsy ambany / tsy mivelatra satria ZATRA MIFITSAKA sao BEDY.
2
NY REHEFA MANANANTRA na mimbedy dia tsy miady aminy na sy afotetaka ilay beazina FA ASONDOTRA ARY SOKAFANA NY SAINY. Mila mitady language hiresahana aminy mba ho azony. NY HAFATRA NO AMBONY FA TSY NY SANDRY. Ny olona motivé dia mandeha ho azy tsy mila mpibaiko.OH: raha manao firaisana tsy misy fitandremana @ periode d’ovulation de bevohoka, tapaka ny fianarana, jereo ranona (!) sns.. Fa tsy hoe: Tsy mahazo manao fa BEDY… hangalatra izy rehefa any @ takona de hidofotra.
Ny TAHOTRA dia hitsindalan’ny mpanabe kamo nefa eniergie negative MANAKANA FAHASAHINA. Jereo fa ny tany mampiasa jadona dia be olona farany mahantra!
Ary rehefa tsy eo ny mpibedy de mangalatra le zazabe. Jereo ny TAXIBE rehefa tsy misy polisy fa mangalatra.
3
VAHAOLANA TENA FARANY INDRINDRA NY KAPOKA rehefa tsy mahita le language ianao.Ny zavatra tiana hijanona ihany no kapohana. TSY MILA FREINS À MAIN NY FIARA MANDEHA, raha tsy @ tena sarotra dia ny démarrage en côte ihany (3%-5% ihany)
Ny omby na ny andevo no tsy miasa tsara raha tsy karavasina.
Tokony hidresy ny zanaka ho toy ny OMBY ve ny RAD? Izay no maha mora ny fanandevozana antsika any ampiasana: zatra ampitahorina.
Io anefa no fombandrazana tsy hay izay naharatsy azy. LOVA t@ MPANJANAKA io, tsy manporisihina isika fa NOPEMPONA LAVA.
Atsipy ny teny amponao mahalala.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire