RITUEL FITAKIANA VOLA ANY AMAN'OLONA .
Matetika tena manahirana ny miaina.Ianao noho ny fahatsorana dia miantra olona mitaraina aminao resaka vola .
Avy eo anefa tena henjana ny mitaky iny vola iny fa lasa toa ianao indray no mangataka vola any aminy .
Indro misy rituel tsotra anefa mahomby afaka atao ho fitakiana ny volanao ankolaka . Aza adino fa miasa ho anao ireo Guide na ireo Mpampianatra @ tontolo aram_panahy rehefa mahay miaina @ Zavaboary an'Andriamanitra ianao.
- _Mila mividy antsy vaovao mbola tsy niasa mihitsy .
- _Mividiana labozia fotsy .
- _Mividiana ravina basilic . Aoka mba tsy ho io no idiranao mp amiko fa ny basilic dia feno eny @ mpivarotra anana na legioma .
Ahoana no fanaovana azy ?
- Teteho @ antsy vaovao io lay ravina basilic dia tazomy @ tanàna havia .
- Tonony eo izay irinao atao mba azahoana ny volanao .
- Apetrao @ tany anoloanao avy eo lay ravina .
- Alaivo ny labozia dia hitsao sy kosikoseho ao ambany tongotrao sady mitonona ny fanirinao ny hazahoanao lay vola ianao .
- Avy eo ampireheto eo ambon'ny ravina basilic ilay labozia dia tonony ny anaran'ilay olona anananao vola dia tonony ihany koa ny maribolanao any tandremo mampitombo fa tsy eken'ny Guide ny anaovanao izay . Mandehana @ fahamarinana sy fahitsiana mandrakariva .

Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire