RITUEL METY MAHASOA ANAO NEFA TSOTRA
![]() |
| Cola mena |
Isika rehefa mahay miara miaina @ zavaboary dia saika tsotra kely dia mahita vahaolana sy fahombiazana ary tsy mbola nisy olana tsy voavaha teto amiko fa isika miasa misoko mangina ary Fanahin'Andriamanitra no manampy antsika miaraka @ ireo Guide marobe .
1_RAHA HITADY ASA
Mividiana cola mena 3 dia sasao tsara aloha vao ampiasaina .Manaova vavaka fangatahana 7 izay irinao @ asa tinao ho azo .
_Atsipazo eny @ tanananao ny cola iray .
_Ny iray kosa tsakoinao .
_Ary ny iray farany tehirizina ao aminao .
Ho hitanao fa ahita fahagagana ianao.
NY ASA INDRAY NO MANENJIKA ANAO
Io ange tokony mba andinika ihany nareo mitady asa io fa sao mba misy blocage tokony fafaina no mahatonga anareo sahirana mitady asa .
Tsy mety mahita asa mihitsy ve ianao ?
Mahita ihany fa tsy mateza ?
Voadingana foana isaky ny misy tolotr'asa ?
Mihevera tena fa ao raha .
Ity rituel zaraiko ity zao dia nahavaha fiainana olona maro @ resaka asa .
Zavatra tsotra kely no ilaina anaovana famafana blocage sy fanaovana famerenan_kasina .
Avela hiotrika mandritra ny alina
Araraka @ rano androana ny maraina misandratra andro .
Sady mandro ianao no manao fangatahana na vœux izay poste irinao .
Mandritra ny 7 andro ianao no mandro amin'io ary manao vaovao foana @ ireo zavatra ilaina .

- _Hoditra akondro 07
- _Hodim_boasary 07
- _Clous de girôfle iray tanàna .
- _Tantely iray sotro lehibe .
Avela hiotrika mandritra ny alina
Araraka @ rano androana ny maraina misandratra andro .
Sady mandro ianao no manao fangatahana na vœux izay poste irinao .
Mandritra ny 7 andro ianao no mandro amin'io ary manao vaovao foana @ ireo zavatra ilaina .
#Entretien_d_embauche
#Mitady_asa
#Rituel_mahomby
2_MIALA @ LOZA
Raha hi-voyage ka matahotra accident na matahotra sao misy anafika dia mitondra cola mena 4 ;Ny roa ataovy ao @ paosinao havia .
Ary ny roa ao @ paosinao havanana .
Dia mirary anao hizotra milamina eny an_dalana .
3_MITADY HO TIAVIN'NY OLONTIANA
Angamba mety tsy manambitamby anao ny olontinao na tsy dia mivakiloha aminao loatra ?ANDRAMO ITY ;
Mitsakoa cola mena vao maraina mbola tsy misakafo alohan'ny hiresahanao aminy . Ho hitanao fa hisy hery mandrirotra azy ho môlamôla be aminao.
#Cola_rouge
#Rituel_asa
#Rituel_miala_loza
#Rituel_fitiavana

Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire