lundi 14 novembre 2022

TSIAMBARATELON' NY PENSEE POSITIVE

 

NY TSIAMBARATELON' NY PENSEE POSITIVE


Eto indray isika hijery ny secret folo ny pensées positives,

.

-------------Tsy mora ny manova ny efa niainana sy fahazarana amin'ny fiainana, araka ny efa voalaza hatramin'izay, ny fananana pensée positive manomboka izao dia mitarika ny fiainana ho any amin'ny fahombiazana kokoa.Mba hanovana ny pensee negative ananan'ny tsirairay, ity misy paika vaovao ahafahana mamadika ny pensée négative ho lasa positive:

.

ƒ ƒ ƒ 1. Mampiasa TENY positif rehefa miteny

.

-----------Raha miteny isan'andro ianao hoe: « tsy afaka aho.... » , fiteny hita mitranga matetika amin'ny olona manana pensée négative ka izay teny négative rehetra dia avadika ho positif. Teneno ny vatanao fa manao izay afanao ianao mba hiaina ampahasambarana sy ampilaminana.

Izay fehezanteny rehetra mifono négative rehetra dia avadiho ho phrases affirmatives.

Ny teny dia misy fiatraikany GOAVAMBE amin'ny fiainana, aza atao tsinotsinona ny heriny

.

ƒ ƒ ƒ 2. Esory ny sentiments izay tsy positifs

.

------------Aza avela hanjaka ao anatinao ao ny pensées sy ny sentiments négatives, rehefa ianao mauvaise humeur.

Na dia ora vitsivitsy fona isan'andro asa, esory ny négativité rehetra ary mila concentré amin'ny zavatra positive amin'ny fiainana.




ƒ ƒ ƒ 3. Mampiasa teny izay miantso Force sy fahombiazana

.

------------Fenoy teny izay mitondra anao ho any amin'ny tsara kokoa ny eritreritrao, teny izay mitondra fifaliana,teny mifona fitiavana.

.

ƒ ƒ ƒ 4. Ny fampiharana affirmations positives

.

------------Ny exercice haingana indrindra amin'ny pensée positive dia ny fanaovana iny Exercice affirmation positive anaty ny 21 jours iny.

.

ƒ ƒ ƒ 5. Soraty ny eriteritrao

.

-------------Io méthode dia ampiasain'ireo psychothérapeutes mba manampy ny olona hifehy ny eritreriny rehefa mahatsapa fa miteraka ao anatiny ny émotions négatives toy hakiviana sy



ny tebiteby.

-------------Rehefa mahatsiaro fa tafiditra ao anaty ilay émotions négatives, tonga dia mirona sahady ny saina any amin'ny zavatra positive, image positive, mifikitra amin'ny zavatra izay ahatsapanao kokoa fa voafehiny ny sentiments négatifs

.

ƒ ƒ ƒ 6. Eritrereto izay fahmbiazanao

.

-------------Tsy misy afaka mitaha amin'ny fahatokisan-tena izay mamorona ny réalité ho any amin'ny fahombiazana.Apetraho eny antsisiny aloha ny ahiahy ary manoa fa tsy maintsy tratranao ilay tanjona napetrakao

.

ƒ ƒ ƒ 7. Saintsaino ary halalino izay nahatonga ny tsy fitezana

.

--------------Ny pensee positive tsy midika hoe efa tsy hisy intsony ny zavatra ratsy mandalo eo imasonao sy amin'ny fiainanao.

Fa ny fakana fotoana ijerena ny zavatra tsy mety sy ratsy izay mitondra mankany amin'ny situation ankehitriny ary ny fomba fisorohana ilay erreurs mba tsy hisy fiatraikany amin'ny fianana manaraka no zava-dehibe.

.

ƒ ƒ ƒ 8.Avelao ny helokao


-------------Ny miresaka tsy fitezan-javatra, izay mibahan-toerana ao andoha, dia tsy hanova na inona na inona, na dia ianao no manao erreurs aza, ny solution dia mamela ny tenanao ianao ary raiso ho lesona sy Experiences izay miseho mba hitondra anao handeha mandroso

.

ƒ ƒ ƒ 9. Raiso ho toy ny opportunité ny tsy fahombiazana

.--------------Indraindray, izay zavatra negative mandalo amin'ny fiainana dia mitondra opportunités izay tsy ahafahantsika mijery azy amin'ny lafiny hafa

Ohatra: Ny fahaverezana asa dia Occasion tsara mba hirosoana mankany amin'ny famoronana asa na ianarana indray mandeha

.

ƒ ƒ ƒ 10. Miasà miaraka amin'ny imaginationao sy ny visualisationao

.--------------Visualiser izay rehetra tianao ho tratrariny na ny olona izay mitondra motivation ambony ho anao izay mitondra anao mankany amin'izay lalana tianao haleha ary mitondra anao amin'ny fisainana positive.

.

Aza adino :

IZAY FIAINANAO AMIN'IZAO DIA VOKATRY NY FANDINIHANAO OMALY, ARY IZAY HO FIAINANAO RAMPITSO DIA VOKATRY NY FANDINIHANAO ANDROANY.


Ny fomba fisainana miabo (pensée positive)


Araka ny lalàn 'ny natiora eo amin 'ny fiainan 'ny zanak 'olombelona dia misy ny tsara ary misy ny ratsy

Izany indrindra no antony mampisy ny olana sy ny sakana eny am -pandehanana eny rehefa miatrika ny fiainana ianao

Tadidio anefa fa tsy hitanao ny hatsaran 'ny zavatra iray raha tsy nandalo sakana ianao, mitranga ireny mba hampatsiro ny fiainanao

Noho izany dia tokony hijery mandrakariva ny lafitsarany eo amin 'ny fiainana isika na inona na inona mitranga izay ilay antsointsika hoe fomba fijery miabo( pensée positive)

Maro no miatrika ady,olana,sakana... amin 'izao vanim potoana iainantsika izao Inona ary no tokony atao manoloana izany?

Ndeha hamolavola toe tsaina hanana fomba fijery miabo isika mba ahazoana vokatra tsara amin 'izay rehetra atao

Ny olana sy ny sakana izay mitranga dia tsy ataontsika hiteraka fahakiviana na famoizam po fa kosa horaisintsika toy ny sira mampatsiro ny fiainantsika

Tsy misy zavatra azo maimaim poana fa ny fihoaranao an 'ireo sakana na olana atrehanao ireo no mitondra anao mankany amin 'ny vokatra tsara

Hamafisintsika ary ny fananana fomba fijery miabo mba hitondra antsika any amin 'ny tanjona izay kendrena

Ny fomba mahomby indrindra entina hamolavolana ny tena amin 'izany dia ny fizaranao manonona tenim panekena miabo( affirmation positive) isan 'andro mba ho raiki tapisaka ao anatinao izany ka ho lasa fomba fiainana

Ohatra: mahomby aho! Mandresy aho....

Mirary soa ooooo!


AFFIRMATION POSITIVE


Affirmation positive no ahatanteraka ny faniriana ho haingana kokoa???

Efa ambetiteniko matetika ny hoe izaro ho Positif ny fisainana fa hiova ny fiainana. hanoro teknika kely aho androany, momba an ity A.P ity, satria ilaina tena ilaina ny fanaovana azy. mba hampiakatra ny vibration ao anatinao mandritra ny fiatrehana ny

tontolo andro, no sady hananana confience en soi ary mampivaly malaky ny fangatahana sy ny faniriana.

toy izao fanaovana azy; Rehefa mifoha maraina vao mangiran-dratsy iny dia tsara raha asiana:

***Meditation(Fierem-panahy): Rehefa iny manao meditation iny no tsara anaovana an ilay Affirmation Positive ity, mba ho viarainy subconscience ny zavatra tenenina sy averimberina, ka ity teknika ity dia afahana mibaiko ni subconscient.

***Respiration: Rehefa tena vonona(mi-relaxe) tsara ny vatana, izany hoe efa tena tsy misy manelangelina intsony dia manao respiration kely pendant 30second na mihotra. Mifoka rivotra miadana..... mamoaka rivotra miadana....

***Silence: Rehefa vita ny respiration dia asiana fahanginana kely alohany idirana @ visualisation. Rehefa vita izay dia miditra @ilay Affirmation. Folo(10) no farany vitsy fa ny mihotra tsy ferana. 



Ohatra :


++++ Je suis l abondance

++++ Je suis pur énergie

++++ Je suis le pouvoir absolu

++++ Je suis une création divine

++++ Je suis la loi de l attraction à l état pur

++++ Izaho dia fitiavana mandrakizay

++++ Izaho dia helika fitiavana

++++ Izahi dia mpandresy

++++ Izaho dia mahomby..........

.

NB: Azo atao teny Gasy na @teny vahiny, fa ny tanjona dia mipaka any anatinao ilay teny. Ary tsy ireo ihany fa afaka mamorona teny miabo maro ianao.

ity exercice ity dia atao anatin ny 7jours. tsy mampino ny vokatra azonao. tonga dia pratique.


LA LOI D'ATTRACTION



 Ny loi d'attraction dia hery mifanintona hita maso sy tsy hita maso.Ilay tena ilaintsika eo amin'ny fiainana sy hampandroso haingana no jerentsika malaky satria maika ny fandrosoana sy ny fiovana.

   Hery mifanintona ahoana moa ny loi d'attraction ? Eny tompoko!io no atao hoe izay mitovy no mifanintona,zavatra tsotra be izany ry akamako a!tsy mila kabary be na tantara lavabe fa tonga dia fampiharana avy hatrany

   Hasaiko ianareo handinika vetivety sady hamaky ihany satria tena fifaliako raha tena azonareo tsara ny tiako ampitaina!

   Zao ary ilay paika!eto amin'ny tany ity dia misy hery tsy hita maso manantanteraka izay ao an-tsainao ao,araky ny teny baiko hoe"Tu deviens ce que tu penses".Noho izany raha misaina ianao fa adalaʯ ʯ ʯ ,dia tena lasa adalaʯ ʯ ʯ !tsy aiko amin'ny fomba ahoana no ahatanteraka an'izany fa dia tonga aminao izany araka ny loi d'attraction izay lazaina fa manatanteraka izay saininao lava sy dinihanao eo!Raha mihevitra ianao fa tafaɱ ɱ ɱ ?dia Amen beʄ ʄ ʄ !Tafa ianao izany.ɱ ɱ ɱ ɱ

Ka bon!manomboka androany zany dia izay tianao ho tanteraka aminao atao

an-doha!Ataovy faniriana farany lalina ao aminao dia asio fihetseham-po dia vitanao io!%

   Miambena foana amin'izay sainina satria raha vao indraimandeha misaina ratsy ianao dia misy risque ahatonga an'izany amin'ny life nao satria mety nasianao emotions be ilay izay na raim kely aza !Mahaiza milalao tsara ary e!

Dia ialao koa zareo ilay fitarainana lava a!atreho ampitsikiana lalandava ny fiainanao fa ianao ihany anie no tompon'andraikitra amin'io e!Aza miandry an'i Rasoa sy Rabe fa Rasoa sy Rabe any zao efa mahafe loi d'attraction tsara dia efa tafa!azonareo?tonga dia tairo fa aza miandry an'iza zany!%

   Milay be anie ilay fiainana e!koa nahoana ianao no iaritra fijaliana eo?efa reo ny paika dia ataovy milay ny jeu sady raha mbola velona koa dia mifalia sy mahaiza mankasitraka fa mbola tsy game over zany!Aza foanana mihintsy ny fanantenana fa tohizo

ilay fisainana miabo efa niainanao hatrizay e!

   Zay ary no izy !milay ny fampianarana raha arahinareo tsara izay atoro eto,dia fehezo koa mba ho lasa fiainana e! Tsiky lalandava a.



TABLEAU DE VISUALISATION


ƒ Fomba entina maneho antsary ny fanirianao

ƒ Apetaka amin ny rindrina toy hy haingo trano izy io

ƒ Fahitanao azy matetika dia mampitombo ny fanirina azy ka mampiakatra ny vibration amin ny hahatratraranao azy

Fomba fanaovana tableau de visualisation

„ Maka papier velin fotsy

„ Manao sary eo ianao na mitelecharge amin ny internet

„ Raha mitelecharge dia atambatra eo ny sary arak izay inspiration anao eo. Ohatra:diploma, asa, trano, fiara, vola, zanaka, voyage.............

ŝ ŝ Mahavita sary mahafinaritra ianao sady haingo trano.

ɱ ɱ Azo atao soratra ihany koa.

Misy sary nataoko ary soratra eto amin ny sary ambany ohatra apetaka amin ny rindrina.


Technique de Visualisation Creatrice


Zao indray isika dia hiditra amin 'ny atao hoe ❤❤❤TVC na Technique de Visualisation Creatrice❤❤❤

Ahoana tokoa moa izy ity???? Ahoana no fanatanterahana azy???

Š Š Š Ny visualisation creatrice dia teknika iray ahafahana mampiasa ny eritreritra mba hahatanteraka nofinofy sy faniriana

Š Š Š Ny visualisation dia varavarana iray misokatra ho anao hitondra anao amin 'ny fiainana tsara

Afaka entinao anaty visualisation avokoa izay fanirianao sy hetahetanao eo amin 'ny fiainanao

Faniriana tsara mazava ho azy mba hitondra vokatra tsara



Š Š Š Ny fanatanterahana azy????

ƨ ƨ ƨ Miatomboka amin 'ny meditation aloha izay efa voazavan 'ny namana teo aloha ƨ ƨ ƨ Rehefa mi relaxe tsara daholo ny tenanao manontolo dia atomboka amin 'izay Mba hahamora ny fanazavana dia ohatra iray avy hatrany no ho raisin tsika

❤❤❤maniry hanana fahatokisan tena ianao!❤❤❤

ɾ ɾ ɾ maka sary an tsaina fa ianao dia olona matoky ny tenanao,tsikitsiky lava,tony,atokisan 'ny hafa

ɾ ɾ ɾ ataovy tsapanao fa efa miaina sahady an izany rehetra izany ianao

ɾ ɾ ɾ manam pahatokisana feno amin 'ny tenanao ianao

ɾ ɾ ɾ mahatsapa fahatsarana ao anatin 'izany

ɾ ɾ ɾ mahatsapa fahafinaretana tanteraka miaina ao anatin 'izany fahatokisan tenanao izany

Š Š Š fa izao ry zareo aaaaa!

Tsy hoe akory vao manao visualisation indray mandeha ianao dia avy hatrany dia hisy fiovana goavana an!!!

Ny famerimberenana azy matetika no mitondra anao mankany amin 'ny tanjona Hitanareo ny ankizy any am pianarana????? Raha misy lesona tsy hay dia asain 'ny mpampianatra averina adika im polo na roapolo mba hirafitra tsara sy ho hay tsara!! Ny famolahan tena amin 'ny famerimberenana no hahitanao vokatra

Tsy mahazo mora kivy an !!! Vitanao io!!!

ƭ ƭ ƭ ataovy ao an tsaina ary manomboka izao fa mandroso isan ' andro isan 'andro ianao ary miroso mankany amin 'ny tanjona tianao ho tratrarina

ƭ ƭ ƭ aza iandrasana ny hafa ny fivoaranao.


Le Pouvoir de mot


Resaka TENY no resahako eto (les MOTS)

TENY dia manana hery na vibration ambony, nefa io Vibration io dia miankina amin ny

 Experience efa niainanao izany,

 FINOANA izay efa ao anatinao

 ary ny lalam-piainanao (parcours de vie)

Miankina betsaka ihany koa amin ny FANONONANA azy,izany hoe tao anaty

‹ FITIA ve?

‹ ATEZERANA ve?

‹ FIFALIANA ve?

‹ TAHOTRA ve?

‡ ‡ ‡ Manàna ary safidy hoe Tonga saina tsara (pleine conscience)ianao vao mamoka resaka.

‡ ‡ ‡ Aleo misafidy MANGINA rehefa mampisalasala ny teny havoka. Izao ary exercice antsika manomboka anio.

… … … maka taratasy sy stylo



------------- soraty eo ANKAVIA ny teny NEGATIVE fampiasanao matetika ohatra: amin ny olona ao antrano:

- ianao re dia halako fa mitabataba a.

-tena zaza sarotra irahana.ʚ ʚ

--------------Mitady ianao TENY POSITIVE hanoloanao io teny ambony io ka soratanao eo ANKAVANANA IZANY.

ohatra: amin ny olona ao antrano:

-Tiko sady mahafinaritra ahy ianao raha mba mangina e.

-Faly mama raha mandeha mividy siramamy ianao.

+++++++++Zatra amin izay isika aoriana any dia afaka ajanona. Na dia 3 andro fotsiny aza io exercice io.

Ondes positives


Vao mifoha maraina dia mizatra mizara ONDE ++++ :

ƣ zarao ny eo akaikinao aloha(zanaka, vady, )

ƣ miezaka dia mizara amin ny fianakaviana

ƣ Tohizana ny ezaka dia amin ny fiaraha monina

ƣ Mizara amin ny iray vondrona ato

ƣ Mizara amin ny firenena

..................

ƣ ƣ Tsara ny manome noho ny mandrayƣ ƣ ƣ ƣ Fizarana koa.mampitombo azy eƣ ƣ

ƣ ƣ Aza miandry ho farany volana na misy olana vao mangataka onde+++ƣ ƣ ƣ ƣ MIZARA aloha fa iny ihany no miverina 100 avo heny aminao anieƣ ƣ

Toy ny compte telma e. Mba efa mahasokatra compte Mvola ianao ka mora ny andefasana

vola.

̪ ̪ ̪ Efa mahasokatra lalana ho an ny onde++++ ianao ka mora mandray azy.


Fehezo ny tenanao dia ho sambatra ianao. 

Mankasitraka tompoko.




Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Tout le monde mérite d'être riche

Tout le monde mérite d'être riche Le livre "Tout le monde mérite d'être riche" est une œuvre révolutionnaire écrite par O...