- Boky mila discretion ny fananana azy (AFENINA TSARA )
- Natokona ho an’olona plus de 21 ans
>> Fomba Hahalalana tovovavy mbola Virginy
>> Ny fahitana tsindrimandry ny zavatra ho avy (
FOMBA AHITANAO TSINDRIMANDRY AMIN'NY FOMBA TSOTRA INDRINDRA)
>> Ny
toetran'ny olona araka ny volana nahaterahany
>> Hevitrin'ny
nofy (AHITANAO IREO HEVITRIN'NY NOFINAO SY NY DIKANY )
>> Ny
fomba hahalalana lahy na vavy ny Zaza ao an-kibo
>> Tsiambarantelon'ny
fanovana
maso
>> Fomba Hahalalana na
mitoe-jaza na tsia ny vehivavy
>> Tonombitan'ny
olona araka ny volana nahaterahany
>> Tsiambarantelo
ho an'ny
Vehivavy
>> Zava-dehibe
iankinan'ny fahombiazana ka tsy maintsy fatatra
>> Tsiambaratelon'ny
fanovana maso
>> Fomba
tsotra famolahana ny omby masika
>> Fomba
atao mba hamerenana ny volon'ireo olona sola
>> Mosara
nopotiptehana kanefa averina amin'ny laoniny indray
🇲🇬Tianao ilaza ny tsiambaratelon'ny ve ny vadinao ?
>> Zava
-miafina amin'ny atodin-goaika
>> Antoky
ny fahombiazana ny herin'ny planeta ka tokony ho fantatra
>> Tianao
ho azo ve ny zavatra irinao
>> Teny
MAJIKA sy ny fomba afahanao mahambabo Fitia olona irinao (TSY AZO ENTINA
AMIN'NY RATSY)
>> Manala
ny ody Fitia amin'izay voan'izany (indrindra ny lehilahy)
>> Manala
ny fakampanahy sy ny devoly mahery amin'ny vehivavy (Fandaniana bé
loatra,fijejona bé loatra, fitiavana fijangajangana etc...)
>> Expérience
ahitanao rituel mahagaga sy mahatalanjona ivelan'izao tontolo izao (EXPÉRIENCE
RARE TSY METY AMIN'NY OLONA TSY VORY SAINA FA METY MAHALASA ADALA)
Sns... Maro bdb

Salama tompoko!maniry mafy ny hanana azy ity sy hamaky azy fa aiza kay no hahitana azy?mankasitraka tompoko
RépondreSupprimerIzako koa tompoko mba mangataka azafady
SupprimerSalama tompoko, mba mandefasa message @ page facebook :
Supprimerhttps://facebook.com/1bokymahasoa
Mp
RépondreSupprimerhttps://facebook.com/1bokymahasoa
SupprimerCe commentaire a été supprimé par un administrateur du blog.
RépondreSupprimer