mercredi 8 janvier 2020

BOKY MAINTY

SECRET TAZOMIN’IREO OLONA TENA MAHOMBY EO AM FIAINANA SY IFEHAZANDRIZAREO NY OLONA REHETRA MANODIDINA AZY
- Boky mila discretion ny fananana azy (AFENINA TSARA )
- Natokona ho an’olona plus de 21 ans

>>  Fomba Hahalalana tovovavy mbola Virginy
>>  Ny fahitana tsindrimandry ny zavatra ho avy ( FOMBA AHITANAO TSINDRIMANDRY AMIN'NY FOMBA TSOTRA INDRINDRA)
>> Ny toetran'ny olona araka ny volana nahaterahany
>> Hevitrin'ny nofy (AHITANAO IREO HEVITRIN'NY NOFINAO SY NY DIKANY )
>>  Ny fomba hahalalana lahy na vavy ny Zaza ao an-kibo
>> Tsiambarantelon'ny fanovana
maso
>> Fomba Hahalalana na mitoe-jaza na tsia ny vehivavy
>> Tonombitan'ny olona araka ny volana nahaterahany
>> Tsiambarantelo ho an'ny
Vehivavy
>> Zava-dehibe iankinan'ny fahombiazana ka tsy maintsy fatatra
>>  Tsiambaratelon'ny fanovana maso
>> Fomba tsotra famolahana ny omby masika
>>  Fomba atao mba hamerenana ny volon'ireo olona sola
>>  Mosara nopotiptehana kanefa averina amin'ny laoniny indray
🇲🇬Tianao ilaza ny tsiambaratelon'ny ve ny vadinao ?
>>  Zava -miafina amin'ny atodin-goaika
>>  Antoky ny fahombiazana ny herin'ny planeta ka tokony ho fantatra
>> Tianao ho azo ve ny zavatra irinao
>> Teny MAJIKA sy ny fomba afahanao mahambabo Fitia olona irinao (TSY AZO ENTINA AMIN'NY RATSY)
>> Manala ny ody Fitia amin'izay voan'izany (indrindra ny lehilahy)
>> Manala ny fakampanahy sy ny devoly mahery amin'ny vehivavy (Fandaniana bé loatra,fijejona bé loatra, fitiavana fijangajangana etc...)
>> Expérience ahitanao rituel mahagaga sy mahatalanjona ivelan'izao tontolo izao (EXPÉRIENCE RARE TSY METY AMIN'NY OLONA TSY VORY SAINA FA METY MAHALASA ADALA)
Sns... Maro bdb

6 commentaires:

  1. Salama tompoko!maniry mafy ny hanana azy ity sy hamaky azy fa aiza kay no hahitana azy?mankasitraka tompoko

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Izako koa tompoko mba mangataka azafady

      Supprimer
    2. Salama tompoko, mba mandefasa message @ page facebook :
      https://facebook.com/1bokymahasoa

      Supprimer
  2. Ce commentaire a été supprimé par un administrateur du blog.

    RépondreSupprimer

Tout le monde mérite d'être riche

Tout le monde mérite d'être riche Le livre "Tout le monde mérite d'être riche" est une œuvre révolutionnaire écrite par O...